Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+ Apokalypsy 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho no Alfa sy Omega,*+ ny voalohany sy ny farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah* Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, ilay Mahery Indrindra.”+