Eksodosy 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Koa lazao amin’ny Israelita hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo aho. Hanafaka anareo amin’ny fanandevozany aho.+ Hanavotra anareo amin’ny sandriko mahery aho,* ary hosaziko mafy ry zareo.+ Jeremia 50:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eny amin’ny fitsarana izy,+Mba hanomezany fiadanana an’ilay tany+Sy mba hampivadi-po an’ireo mponin’i Babylona.”+
6 “Koa lazao amin’ny Israelita hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo aho. Hanafaka anareo amin’ny fanandevozany aho.+ Hanavotra anareo amin’ny sandriko mahery aho,* ary hosaziko mafy ry zareo.+
34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eny amin’ny fitsarana izy,+Mba hanomezany fiadanana an’ilay tany+Sy mba hampivadi-po an’ireo mponin’i Babylona.”+