Deoteronomia 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona* Andriamanitra,+Rehefa nivory ny lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Sy ny foko rehetra teo amin’ny Israely.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+
5 Lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona* Andriamanitra,+Rehefa nivory ny lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Sy ny foko rehetra teo amin’ny Israely.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+