Salamo 44:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô!+Aoka ianao hamoaka didy mba handresy tanteraka* i Jakoba. Salamo 97:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 97 Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Aoka hifaly ny tany.+ Aoka hiravoravo ireo nosy be dia be.+ Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+
17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+