2 Mpanjaka 19:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny alin’iny dia tonga ilay anjelin’i Jehovah ka nandripaka lehilahy 185 000 tao amin’ny tobin’ny Asyrianina.+ Rehefa nifoha maraina àry ny olona, dia hitany ny fatin’izy rehetra.+ Lioka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao.
35 Ny alin’iny dia tonga ilay anjelin’i Jehovah ka nandripaka lehilahy 185 000 tao amin’ny tobin’ny Asyrianina.+ Rehefa nifoha maraina àry ny olona, dia hitany ny fatin’izy rehetra.+
19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao.