FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Avy eo dia naheno feon’olona teo afovoan’ny reniranon’i Olay+ aho, niantsoantso hoe: “Ry Gabriela ô,+ mba ampahafantaro azy ny dikan’ilay zavatra hitany.”+

  • Daniela 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 ary raha mbola nivavaka aho, dia nankeo amiko ilay lehilahy atao hoe Gabriela,+ izay efa hitako tao amin’ilay fahitana teo aloha.+ Tokotokony ho tamin’ny fotoana fanaovana ny fanatitra takariva tamin’izay, ary tena reraka be aho.

  • Lioka 1:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Rehefa nandray enim-bolana ny kibony, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela+ ho any amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, any Galilia, 27 ho any amin’ny virjiny+ iray efa fofombadin’ny lehilahy atao hoe Josefa, avy amin’ny taranak’i Davida. Maria no anaran’ilay virjiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara