Salamo 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoderaiko i Jehovah, izay manome torohevitra ahy.+ Na dia mandritra ny alina aza, dia manitsy ahy ny eritreritro lalina indrindra.*+ 1 Korintianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy hitako izay fahadisoako, nefa tsy midika akory izany hoe marina aho. I Jehovah* no mandinika ny momba ahy.+
7 Hoderaiko i Jehovah, izay manome torohevitra ahy.+ Na dia mandritra ny alina aza, dia manitsy ahy ny eritreritro lalina indrindra.*+
4 Fa tsy hitako izay fahadisoako, nefa tsy midika akory izany hoe marina aho. I Jehovah* no mandinika ny momba ahy.+