Ohabolana 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Heverin’ny olona hoe mety daholo izay ataony,+Fa i Jehovah kosa mandinika ny fo.*+ Romanina 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+