Salamo 36:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ny fandikan-dalàna no mandrisika ny fon’ny ratsy fanahy;Tsy hitany izay antony tokony hatahorana an’Andriamanitra.+ 2 Fa mandoka tena loatra izy,Dia tsy tsapany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+ Ohabolana 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Heverin’ny olona hoe mety* daholo izay ataony,+Fa i Jehovah kosa mandinika ny antony anaovany an’izany.*+
36 Ny fandikan-dalàna no mandrisika ny fon’ny ratsy fanahy;Tsy hitany izay antony tokony hatahorana an’Andriamanitra.+ 2 Fa mandoka tena loatra izy,Dia tsy tsapany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+
2 Heverin’ny olona hoe mety* daholo izay ataony,+Fa i Jehovah kosa mandinika ny antony anaovany an’izany.*+