-
1 Samoela 15:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tonga tany amin’i Saoly i Samoela tamin’ny farany, dia hoy i Saoly taminy: “Hotahin’i Jehovah anie ianao! Efa nanatanteraka ny tenin’i Jehovah aho.” 14 Hoy anefa i Samoela: “Koa inona izany feon’ondry aman’osy ren’ny sofiko sy feon’omby henoko izany?”+
-