Ohabolana 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nampiasa ny fahendreny i Jehovah tamin’izy nanorina ny tany,+ Ary nasehony hoe mahira-tsaina* izy tamin’izy nanao ny lanitra ho mafy orina.+ Jeremia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izy Ilay nanao ny tany tamin’ny heriny,Dia Ilay nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+Sy namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+
19 Nampiasa ny fahendreny i Jehovah tamin’izy nanorina ny tany,+ Ary nasehony hoe mahira-tsaina* izy tamin’izy nanao ny lanitra ho mafy orina.+
12 Izy Ilay nanao ny tany tamin’ny heriny,Dia Ilay nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+Sy namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+