FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tonga dia nataon’i Mosesy sy Arona izay nandidian’i Jehovah azy ireo. Ningainy ilay tehina, dia nokapohiny teo imason’i Farao sy ny mpanompony ny rano tao amin’ny Reniranon’i Neily. Koa lasa ra ny rano rehetra tao amin’ilay renirano.+ 21 Dia maty ny trondro tao amin’ilay renirano+ ary maimbo ilay renirano, ka tsy afaka nisotro ny ranon’i Neily ny Ejipsianina.+ Ary feno ra eran’i Ejipta.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara