Nomery 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niainga avy tao Ramesesa+ ny Israelita tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana voalohany.+ Ny ampitson’ny Paska+ ihany izy ireo dia nivoaka teo imason’ny Ejipsianina rehetra sady feno toky.*
3 Niainga avy tao Ramesesa+ ny Israelita tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana voalohany.+ Ny ampitson’ny Paska+ ihany izy ireo dia nivoaka teo imason’ny Ejipsianina rehetra sady feno toky.*