-
Genesisy 47:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nasain’i Josefa nipetraka tao Ejipta àry ny rainy sy ny rahalahiny. Dia nomeny tany tao amin’ny faritra tsara indrindra, tao Ramesesa,+ izy ireo, araka ny baikon’i Farao.
-