FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mahazo mipetraka ao Gosena ianao,+ dia mba eo akaikiko eo foana ianao, sy ny zanaka aman-jafinao, sy ny ondrinao, sy ny ombinao, ary izay rehetra anananao.

  • Eksodosy 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.

  • Eksodosy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nanendry lehiben’ny mpanao asa an-terivozona*+ izy ireo, satria tiany hoterena hiasa mafy ny vahoakan’Israely, amin’izay mijaly. Ary nanorina tanàna fitehirizana entana sy vokatra ho an’i Farao ny vahoakan’Israely, dia ny tanànan’i Pitoma sy Ramesesa.+

  • Eksodosy 12:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia niala tao Ramesesa+ ny Israelita ka nankany Sokota.+ Nisy 600 000 teo ho eo ny lehilahy nandeha an-tongotra, ankoatra ny ankizy.+

  • Nomery 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niainga avy tao Ramesesa+ ny Israelita tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana voalohany.+ Ny ampitson’ny Paska+ ihany izy ireo dia nivoaka teo imason’ny Ejipsianina rehetra sady feno toky.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara