FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+

  • Josoa 21:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nehemia 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Nomenao fanjakana sy firenena izy ireo ka nozarazarainao ireny.+ Dia nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.

  • Salamo 78:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Noroahiny hiala teo anatrehan’izy ireo ny firenena;+

      Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana;+

      Dia napetrany tao amin’ny tranony avy ny fokon’ny Israely.+

  • Asan’ny Apostoly 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa avy nandringana firenena fito tao amin’ny tany Kanana izy, dia nanome an’ilay tany ho lovan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara