FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hamasino izy,+ satria izy no manolotra ny sakafo ho an’ny Andriamanitrao. Ary tokony ho masina aminao izy, satria masina izaho Jehovah izay manamasina anareo.+

  • Nomery 16:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny mpanohana azy rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ dia iza no masina, ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy. 6 Izao àry atao: Makà fitondrana afo,+ ry Kora sy ianareo mpanohana azy rehetra.+ 7 Asio afo ao anatiny, dia asio emboka manitra eo amboniny. Rahampitso izany no hataonareo eo anatrehan’i Jehovah. Dia izay olona hofidin’i Jehovah+ no masina. Efa tafahoatra loatra ny ataonareo, ry taranak’i Levy!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara