3 Nipetraka tao Jerosalema ireo filohan’ny faritany. Ny sisa tamin’ny Israely kosa, izany hoe ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpanompo tao amin’ny tempoly+ ary ireo zanaky ny mpanompon’i Solomona,+ dia nipetraka tany amin’ny tanàna hafa tany Joda, teo amin’ny lovany sy ny tanànany avy.+