FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 fa izao no tenin’i Jehovah: “Tsy hahita rivotra na orana ianareo, nefa ho feno rano ity lohasaha* ity,+ ka izay no hosotroinareo sy ny biby fiompinareo ary ny biby hafa anananareo.”’

  • Isaia 35:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ho lasa farihy anirian’ny bararata ny tany ngazana,

      Ary ho lasa loharano ny tany karakaina.+

      Hisy ahitra maitso sy bararata ary zozoro ny toerana ipetrahan’ny alikadia,+

      Dia ny toerana fialany sasatra.

  • Isaia 41:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+

      Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+

      Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,

      Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara