FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 35:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misy vavolombelona ratsy saina tonga hiampanga ahy,+

      Ka manontany zavatra tsy fantatro.

      12 Mamaly ratsy ny soa nataoko+ izy ireo,

      Ka hoatran’ny hoe nidonam-pahoriana aho.

  • Salamo 38:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny fahavaloko anefa matanjaka* sady mahery;*

      Lasa be dia be ireo mankahala ahy tsy amin’antony.

      20 Namaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,

      Ary nanohitra ahy satria manao ny tsara aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara