2 Samoela 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nisy lehilahy mpanakorontana atao hoe Sheba+ teo. Zanak’i Bikry Benjaminita izy io. Nitsoka anjombona+ izy ka niteny hoe: “Tsy manana anjara amin’i Davida isika sady tsy manana lova eo amin’ny zanak’i Jese.+ Samia àry mankany amin’ny andriamaniny* avy, ry Israely ô!”+ 2 Samoela 22:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niantonta nanodidina ahy ny onjan’ny fahafatesana;+Nampihorohoro ahy ireo olona tsy misy ilana azy, izay toy ny ranotrambo nanafotra ahy.+ 6 Nangeja ahy toy ny tady ny Fasana;*+Ary nivelatra teo anoloako ny fandriky ny fahafatesana.+ Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa itangoronan’ny alika aho;+Manodidina ahy toy ny andiana mpanao ratsy izy ireo,+Toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
20 Nisy lehilahy mpanakorontana atao hoe Sheba+ teo. Zanak’i Bikry Benjaminita izy io. Nitsoka anjombona+ izy ka niteny hoe: “Tsy manana anjara amin’i Davida isika sady tsy manana lova eo amin’ny zanak’i Jese.+ Samia àry mankany amin’ny andriamaniny* avy, ry Israely ô!”+
5 Niantonta nanodidina ahy ny onjan’ny fahafatesana;+Nampihorohoro ahy ireo olona tsy misy ilana azy, izay toy ny ranotrambo nanafotra ahy.+ 6 Nangeja ahy toy ny tady ny Fasana;*+Ary nivelatra teo anoloako ny fandriky ny fahafatesana.+
16 Fa itangoronan’ny alika aho;+Manodidina ahy toy ny andiana mpanao ratsy izy ireo,+Toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+