Salamo 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manao tsinontsinona ahy daholo ny fahavaloko,+Indrindra fa ny mpiara-monina amiko. Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+
11 Manao tsinontsinona ahy daholo ny fahavaloko,+Indrindra fa ny mpiara-monina amiko. Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+