FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:31-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 ‘Hisy feo hanakoako hatrany amin’ny faran’ny tany,

      Satria mifandahatra amin’ireo firenena i Jehovah.

      Izy mihitsy no hitsara ny olombelona* rehetra.+

      Ary hatolony hovonoina amin’ny sabatra ny ratsy fanahy’, hoy i Jehovah.

      32 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      ‘Henoy izao! Hisy loza hitety firenena,+

      Ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+

      33 “‘Dia hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany ka hatrany amin’ny faran’ny tany ny voavonon’i Jehovah, amin’izany andro izany. Tsy hisaonana na hangonina na halevina ireny, fa ho toy ny zezika eny ambonin’ny tany.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara