2 Dia hangoniko koa ny firenena rehetra,
Ka hampidiniko ho eo amin’ny Lohasahan’i Josafata.
Eo no hitsarako azy ireo,+
Noho izay nataony tamin’ny Israely vahoakako sy lovako.
Naparitany tany amin’ireo firenena mantsy izy ireo,
Ary nifampizarany koa ny taniko.+