FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 38:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hampihatra ny didim-pitsarako aminy* aho, ka handefa areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra. Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro miaraka aminy, sady handatsahako havandra+ sy afo+ ary solifara.+

  • Joela 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Entano hankeny amin’ny Lohasahan’i* Josafata ireo firenena,

      Fa eo aho no hipetraka hitsara ny firenena rehetra manodidina.+

  • Zefania 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 ‘Koa miandrasa* ahy’,+ hoy i Jehovah,

      ‘Mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako handroba.*

      Fa izao no didim-pitsarako: Hangoniko ireo firenena ary hovoriko ireo fanjakana,

      Dia hisafoaka amin’izy ireo aho ka hanampatra ny hatezerako rehetra aminy.+

      Fa toy ny afo ny fahatezerako ka handevona ny tany manontolo.+

  • Zakaria 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hivoaka hiady amin’ireo firenena ireo i Jehovah,+ hoatran’ny tamin’izy niady tamin’ny fahavalony.+

  • Apokalypsy 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara