FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 76:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Avy tany an-danitra ianao no nanambara didim-pitsarana;+

      Natahotra ny tany ka nangina+

       9 Rehefa nitsangana hampihatra didim-pitsarana Andriamanitra,

      Mba hamonjena ny mpandefitra rehetra eto an-tany.+ (Sela)

  • Joela 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Dia hangoniko koa ny firenena rehetra,

      Ka hampidiniko ho eo amin’ny Lohasahan’i* Josafata.*

      Eo no hitsarako azy ireo,+

      Noho izay nataony tamin’ny Israely vahoakako sy lovako.

      Naparitany tany amin’ireo firenena mantsy izy ireo,

      Ary nifampizarany koa ny taniko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara