FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 147:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Asandratr’i Jehovah ny mpandefitra,+

      Fa atsipiny amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy.

  • Ohabolana 3:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Esoesoiny mantsy izay maneso,+

      Fa ankasitrahany kosa ny mpandefitra.+

  • Zefania 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,

      Izay mankatò ny didiny ara-drariny.*

      Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.*

      Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara