FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa tamin’io andro io, niaraka tamin’i Sema sy Hama ary Jafeta zanany lahy.+ Niaraka taminy koa ny vadiny sy izy telo vavy vadin’ny zanany.+

  • Genesisy 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia niditra ny karazana biby* rehetra, dia lahy sy vavy, araka ny didy nomen’Andriamanitra an’i Noa. Avy eo dia nohidian’i Jehovah ny varavarana.

  • Isaia 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mbola tsy tara anefa izao fa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah,

      “Ka mifadia hanina+ sy mitomania mafy ary miantsoantsoa.

  • Joela 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Iza moa no mahalala raha mba tsy ho tezitra intsony izy fa hiova hevitra*+ tokoa,

      Dia hitahy anareo?

      Dia amin’izay ianareo ho afaka hanolotra fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo.

  • Amosa 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+

      Ary ampanjakao eo am-bavahadin’ny tanàna ny rariny,+

      Fa angamba i Jehovah Andriamanitry ny tafika

      Hamindra fo amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara