FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Raha hiverina ianao, ry Israely ô”, hoy i Jehovah,

      “Raha hiverina amiko ianao,

      Ary raha hesorinao eo anatrehako ireo sampinao maharikoriko,

      Dia tsy ho lasa mpirenireny ianao.+

  • Hosea 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 “Miverena àry amin’ny Andriamanitrao.+

      Miezaha foana ho be fitiavana sy tsy hivadika ary hanao ny rariny,+

      Sady hanantena an’ilay Andriamanitrao.

  • Hosea 14:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+

      Lavo mantsy ianao noho ny fahadisoana nataonao.

       2 Miverena amin’i Jehovah ka milazà aminy hoe:

      ‘Mba avelao ny fahadisoanay+ ary mba ekeo izay tsara avy aminay,

      Dia hidera anao izahay ka ho toy ny fanatitra vantotr’ombilahy ny fiderana ataon’ny molotray!*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara