FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 30:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Araka ny didin’ny mpanjaka àry, dia lasa nitety ny Israely sy ny Joda ireo mpitondra hafatra.* Nitondra taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny andrianany izy ireo, ary niteny hoe: “Ry vahoakan’Israely, miverena amin’i Jehovah Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely, dia amin’izay Izy hiverina amin’ireo sisa afaka nandositra ny mpanjakan’i Asyria.+

  • Isaia 55:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hosea 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 “Miverena àry amin’ny Andriamanitrao.+

      Miezaha foana ho be fitiavana sy tsy hivadika ary hanao ny rariny,+

      Sady hanantena an’ilay Andriamanitrao.

  • Joela 2:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mbola tsy tara anefa izao fa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah,

      “Ka mifadia hanina+ sy mitomania mafy ary miantsoantsoa.

      13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara