6 Koa nivory tao Mizpa izy ireo, ary nantsaka rano ka nandraraka an’izany teo anatrehan’i Jehovah, sady nifady hanina tamin’iny andro iny.+ Dia niteny izy ireo hoe: “Efa nanota tamin’i Jehovah izahay.”+ Ary nanomboka nitsara+ ny Israelita tao Mizpa i Samoela.