FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia natahotra i Josafata ka tapa-kevitra* ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe tokony hifady hanina ny Joda rehetra.

  • Nehemia 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tamin’ny andro faha-24 amin’io volana io, dia nivory ny Israelita, ka nifady hanina sy nitafy lamba gony ary nihosim-bovoka.+

  • Joela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Mbola tsy tara anefa izao fa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah,

      “Ka mifadia hanina+ sy mitomania mafy ary miantsoantsoa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara