-
Isaia 31:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Miverena amin’Ilay nikomianareo, ry vahoakan’Israely ô!+
-
-
Hosea 14:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+
Lavo mantsy ianao noho ny fahadisoana nataonao.
-