Salamo 89:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+Na hanova ny teny efa nolazaiko.+ Salamo 105:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tadidiny mandrakizay ny fifanekena nataony,+Ary tsaroany hatrany amin’ny taranaka arivo mifandimby ny fampanantenana nataony,*+
8 Tadidiny mandrakizay ny fifanekena nataony,+Ary tsaroany hatrany amin’ny taranaka arivo mifandimby ny fampanantenana nataony,*+