Nehemia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Mba tsarovy aho ka tahio,* ry Andriamanitro ô, noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotsaroana* foana ny olo-marina ka hotahina,+Fa ho hadino* ny anaran’ny ratsy fanahy.+
19 “Mba tsarovy aho ka tahio,* ry Andriamanitro ô, noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+