-
1 Samoela 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tsy maintsy mikarama ireo zatra nisakafo be mba hahazoana sakafo,
Fa ny noana kosa tsy noana intsony.+
-
-
Isaia 54:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+
-