FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mbola tsy nihetsi-jaza akory ilay vehivavy dia efa teraka.+

      Mbola tsy nanaintaina akory izy dia tera-dahy.

       8 Iza no efa naheno zavatra hoatr’izany?

      Iza no efa nahita zavatra hoatr’izany?

      Hisy tany ho teraka ao anatin’ny iray andro ve?

      Sa hisy firenena hatao indray miteraka?

      I Ziona anefa vao nihetsi-jaza dia niteraka an’ireo zanany lahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara