Isaia 54:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+ Mifalia sy mihobia+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza mihitsy!+Fa ny zanaky* ny vehivavy nilaozam-bady,Dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,*+ hoy i Jehovah.
54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+ Mifalia sy mihobia+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza mihitsy!+Fa ny zanaky* ny vehivavy nilaozam-bady,Dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,*+ hoy i Jehovah.