29 Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany.+
Mitondrà fanomezana ho azy ka midira mankeo anatrehany.+
Manaova fitafiana masina dia miankohofa eo anatrehan’i Jehovah.+
30 Mangovita eo anatrehany, ry tany manontolo!
Mafy orina ny tany, ka tsy ho voahozongozona.+