-
Salamo 141:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Aza avela haniry zava-dratsy ny foko,+
Mba tsy hivarilavo miaraka amin’ny mpanao ratsy aho;
Tsy hihinana amin’ny sakafo matsiron’izy ireo mihitsy aho!
-