1 Mpanjaka 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?” Salamo 94:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ilay manitsy an’ireo firenena ve dia tsy hananatra?+ Izy Ilay mampita fahalalana amin’ny olona!+ Daniela 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+Manongana mpanjaka sy mametraka mpanjaka eo amin’ny toerany,+Manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny olona lalin-tsaina.+ Filipianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?”
21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+Manongana mpanjaka sy mametraka mpanjaka eo amin’ny toerany,+Manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny olona lalin-tsaina.+