FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny ratsy fanahy kosa horinganina tsy hisy eto an-tany,+

      Ary ny mpivadika hesorina tanteraka eto.+

  • Ohabolana 25:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Esory amin’ny volafotsy ny tain-drendrika,

      Dia hadio tanteraka ilay volafotsy.+

       5 Esory eo anatrehan’ny mpanjaka ny ratsy fanahy,

      Dia hiorina mafy amin’ny fahamarinana ny seza fiandrianany.+

  • Ezekiela 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ry zanak’olona, lasa hoatran’ny tain-drendrika tsy misy ilana azy ny taranak’Israely amiko. Varahina sy firapotsy sy vy ary firamainty ao anaty fatana fandrendrehana daholo izy rehetra. Lasa taim-bolafotsy izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara