1 Mpanjaka 2:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Mpanjaka 2:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Voaro ny mpanjaka raha be fitiavana sy tsy mivadika ary mitana ny teniny.+Maharitra eo amin’ny seza fiandrianany izy raha be fitiavana sy tsy mivadika.+ Ohabolana 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha mitsara ny mahantra ara-drariny ny mpanjaka,+Dia ho mafy orina foana ny seza fiandrianany.+
28 Voaro ny mpanjaka raha be fitiavana sy tsy mivadika ary mitana ny teniny.+Maharitra eo amin’ny seza fiandrianany izy raha be fitiavana sy tsy mivadika.+