-
Ohabolana 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Esory eo anatrehan’ny mpanjaka ny ratsy fanahy,
Dia hiorina mafy amin’ny fahamarinana ny seza fiandrianany.+
-
-
Isaia 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hitombo foana ny fahefany,* ka tsy hifarana mihitsy izany.
Tsy hisy farany koa ny fiadanana+
Eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida+ sy ny fanjakany.
Ho mafy orina+ izy io,
Ary ny rariny+ sy ny hitsiny+ no hampaharitra azy,
Manomboka izao ka ho mandrakizay.
Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.
-