5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
8 Hoy anefa izy momba ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao+ mandrakizay mandrakizay, ary ny tehin’ny Fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*