Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+ Matio 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Io ny mpanompoko,+ ilay nofidiko, ilay malalako sady ankasitrahako!+ Homeko ny fanahiko izy,+ dia hohazavainy tsara amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
18 “Io ny mpanompoko,+ ilay nofidiko, ilay malalako sady ankasitrahako!+ Homeko ny fanahiko izy,+ dia hohazavainy tsara amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.