Salamo 72:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+ 2 Hotsarainy araka ny rariny anie ny vahoakanao,Ary hotsarainy araka ny hitsiny ny madinika!+
72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+ 2 Hotsarainy araka ny rariny anie ny vahoakanao,Ary hotsarainy araka ny hitsiny ny madinika!+