Salamo 69:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Sasatry ny miantso aho,+Ary farina mihitsy ny feoko. Reraka ny masoko eo am-piandrasana an’Andriamanitro.+ Salamo 143:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+
3 Sasatry ny miantso aho,+Ary farina mihitsy ny feoko. Reraka ny masoko eo am-piandrasana an’Andriamanitro.+
7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+