FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 119:82
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  82 Sasa-miandry ny hahatanterahan’ny teninao ny masoko,+

      Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao vao hampionona ahy?”+

  • Salamo 119:123
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 123 Reraka ny masoko miandry ny famonjenao+

      Sy ny fampanantenana azo antoka*+ nataonao.

  • Isaia 38:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mitaraindraina foana toy ny sidintsidina na ny fitatrala* aho,+

      Ary mitoreo foana toy ny voromailala.+

      Reraka ny masoko mitazana ny eny amin’ny avo:+

      ‘Mijaly be aho, Jehovah ô!

      Mba tohano aho!’*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara