FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aza avela handresy ny olombelona mety maty.

      Enga anie hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena!+

  • Jeremia 18:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa ianao kosa Jehovah ô,

      Mahafantatra tsara ny tetika rehetra ataon’izy ireo mba hamonoana ahy ho faty.+

      Aza manarona ny fahadisoany,

      Ary aza kosehina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany.

      Aoka izy ireo ho tafintohina eo anatrehanao,+

      Rehefa mamely azy ireo ianao, noho ny fahatezeranao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara